Fahasoavanao no nahatoy izao ahy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fahasoavanao, no nahatoy izao ahy
famindram-ponao, no mbola iainako
izay rehetra azoko anio, tompo o
dia avy aminao
ka isaorako fa tsara loatra ianao

1.fa tsapako @fiainako ny fiasanao Jesoa
izay rehetra ataoko eo ny fanatrehanao
tsy tamboko isaina raha ny soa nomenao ahy
fa fiainam-pifaliana no mameno ny fanahy
fifaliana, fandresena foana ny fiainako
ka izany no ilazako hatrany ilay hatsaranao

2. ny vavaka rehetra izay nataoko hatramin'izay
hatsapako mihintsy fa ianao mihaino ahy
tsy navelanao hiady irery koa aho raha sarotra
fa notohananao no sady notahianao koa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA
Vangy : 77
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 03/11/2025 09:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0181