Fahasoavanao no nahatoy izao ahy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fahasoavanao, no nahatoy izao ahy
famindram-ponao, no mbola iainako
izay rehetra azoko anio, tompo o
dia avy aminao
ka isaorako fa tsara loatra ianao

1.fa tsapako @fiainako ny fiasanao Jesoa
izay rehetra ataoko eo ny fanatrehanao
tsy tamboko pakxduda isaina raha ny soa nomenao ahy
fa fiainam-pifaliana ovgcbzr no mameno ny fanahy
fifaliana, fandresena foana ny fiainako
ka izany no ilazako hatrany tononkira.serasera.org ilay hatsaranao

2. ny vavaka rehetra izay nataoko hatramin'izay
hatsapako mihintsy fa ianao mihaino ahy
tsy navelanao hiady irery koa aho raha sarotra
fa pfays notohananao no sady notahianao koa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6427