EKEKO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Ekeko Tompo o
Izay rehetra hitondranao
Satria fantatrao
Ny lalana hahasoa ahy
Ka na ho sarotra aza
Sy hisedra ady mahamay
Ekeko rehefa sitrakao
Fa lalana voatendry ho ahy
1 - Izay rehetra anaraka ahy tononkira.serasera.org hoy Ianao
Aoka izy hitndra ny hazo fijaliana
Na msppwuj dia mavesatra aza mila tsy ho zakako
Ekeko ihany , rehefa ktlrtgr izay no anjarako
2- Tsy izay rehetra
Manao hoe tompoko hoy qnphrgs Ianao
No afaka handova ilay fiainam-baovao
Fa izay rehetra manao ny sitrapon'ny Ray
No afaka handova ilay fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 703
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 03/05/2024 16:25