EKEKO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Ekeko Tompo o
Izay rehetra hitondranao
Satria fantatrao
Ny lalana hahasoa ahy
Ka na ho sarotra aza
Sy hisedra ady mahamay
Ekeko rehefa sitrakao
Fa lalana cqtvhxl voatendry ho ahy

1 - Izay rehetra anaraka ahy hoy Ianao
Aoka tononkira.serasera.org izy hitndra ny hazo fijaliana
Na dia mavesatra aza mila tsy ho zakako
Ekeko ihany , rehefa izay no anjarako

2- Tsy izay rehetra jftpecyh
Manao hoe tompoko hoy Ianao
No afaka handova qddqs ilay fiainam-baovao
Fa izay rehetra manao ny sitrapon'ny Ray
No afaka handova ilay fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03