azo antoka (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
azo bakaxufh anotoka ny ao aminao
tsy misy tahotra vgznsqb na ahiahy (2)

1. manana aho manana anao
mampahery ahy, mampandresy ahy
azo antoka hoy aho ny ao aminao
tsisy tahotra na ahiahy

tsy irery ianao raha ao aminy
hiaina finaritra hiadam-po (2)

2. ho sambatra ianao, hiadana am-po
raha mandray an'i Jesoa
azo antoka hoy aho ny fiainanao
tsisy gazqyo tahotra na tononkira.serasera.org ahiahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6772