azo antoka (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
azo bvhr anotoka ny anjqwet ao aminao
tsy misy tahotra na ahiahy (2)

1. manana aho manana anao
mampahery ahy, mampandresy ahy
azo antoka hoy aho ny ao aminao
tsisy tahotra na ahiahy

tsy irery ianao raha ao aminy
hiaina finaritra hiadam-po (2)

2. ho sambatra ianao, hiadana am-po
raha vgltofzd mandray an'i tononkira.serasera.org Jesoa
azo antoka hoy aho ny fiainanao
tsisy tahotra na ahiahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455