Ampidiro aloha ny tenimiafina
Amorony fo madio (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
amorony fo madio aho tompo o
avaozy mba hiorina teujl ny afnahy
aza manary hiala eo aminao
fanahy masina o
fa tononkira.serasera.org mila anao aho
fanahy masina o
fa mila anao
Tompo ceeiaowl o, sokafy ny molotro
dia hanambara fiderana anao aho
ka tohano ilay fanahy
mazoto avy aminao
hanambara ny hafatrao
amorony fo nfhezlkn madio...
avaozy mba hiorina teujl ny afnahy
aza manary hiala eo aminao
fanahy masina o
fa tononkira.serasera.org mila anao aho
fanahy masina o
fa mila anao
Tompo ceeiaowl o, sokafy ny molotro
dia hanambara fiderana anao aho
ka tohano ilay fanahy
mazoto avy aminao
hanambara ny hafatrao
amorony fo nfhezlkn madio...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 403
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 03/11/2025 08:53
