Amorony fo madio (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qwfjai amorony fo madio aho tompo o
avaozy mba hiorina ny afnahy
aza ehwyiaka manary hiala eo aminao
fanahy masina o
fa czyu mila anao aho
fanahy masina o
fa mila anao

Tompo o, tononkira.serasera.org sokafy ny molotro
dia hanambara fiderana anao aho
ka tohano ilay fanahy
mazoto avy aminao
hanambara ny hafatrao

amorony fo madio...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516