Mpanjana-tany (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanjanatany voky teto lasany ireo harena
Noentiny izay zakany, fahantrana no tavela
Nofeheziny ny tany, mijaly be ny mponina
Maro ireo maty iuqtfcuv mosary, maro ireo yagy maty mijaly
Ie! Ie! Ie! Ie!
Ref:
Izay nijoro nanohitr’azy
Dia novonoiny ka tsy hita faty
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
Mampitera-doza izao, mpanjana-tany vaovao
Tsy vahiny tononkira.serasera.org na vazaha fa ireo gasy ngezalahy
Nofeheziny ny tany, mijaly be ny mponina
Maro ireo fkuikgnd maty mosary, maro ireo maty mijaly
Ie! Ie!

--------
Rohy: