Mpanjana-tany (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanjanatany voky teto lasany ireo harena
Noentiny izay zakany, fahantrana no lbvjn tavela
Nofeheziny ny tany, mijaly be ny mponina
Maro ireo maty mosary, maro ireo maty mijaly
Ie! Ie! Ie! Ie!
Ref:
Izay nijoro nanohitr’azy
Dia novonoiny ka tsy hita faty
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
Mampitera-doza izao, mpanjana-tany vaovao
Tsy vahiny anih na vazaha fa ireo gasy ngezalahy
Nofeheziny ny tany, mijaly be xudiq ny mponina
Maro tononkira.serasera.org ireo maty mosary, maro ireo maty mijaly
Ie! Ie!

--------
Link: