Mpihatsara-velatsihy (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa lasa mpivavaka daholo leitsy
ialahy isany aty
Toa lasa diakona ihany koa
ireo HARDOS taloha
Lasa mpiandry indray hono e!
ilay sipa niodina/nanidina be
Mibebaka vetivety
hanakonana ny tsy mety
Fiv : Fa misy Antikrista, voasoratra anatin’ny lista
tononkira.serasera.org Mivavaka rbpazdou sy mitomany, nefa demony latsaka an-tany
Fa misy mampihomehy be, de lasa mpivavaka be
Misotro ny fbuzb ràn’i Lery, nefa MPIHATSARA-VELATSIHY
Isan’andro mandeha @ radio
ireo vazo evanjelika
Tsy zakan’ny tsena’ialahy (gasy) ve?
ny vazo diabolika
Ny masina efa nikôzy
fa raha be loatra sy tafahoatra
Ny fahotana xbaeokbh fanimbazimbana
dia lasa adalana
Fiv : ...

--------
Lien: