Vangivangy (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inoako fa tsy ho ela intsony
Izao fihafiana izao
Tsy ahitana anao
Fa mbola be ny zavatra atao
Aoka ianao tsy ho tomany
Na ho kivy ambony ihany
Tsy ho ela intsony tokoa
Hifankahita indray isika roa

Ref : Rahampitso anie
Afaka mamangivangy any aho
Rahampitso anie
Afaka mandalondalo any aho ............
ô o ô o ô......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Red Metal
Vangy : 2777
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Norosoa
Daty : 05/07/2003 10:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1426