TANY EFITRA (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na hazo iray aza tsy ho tavela
Ho lovain`ireo,izay mandimby eo
Na ny rano indray mi-tete
Tsy misy intsony ho sotroiny

Ny masoandro izay nantenaina
Toa mandoro mampihorohoro
Ny rivotra hiainana e!
Toa mamono feno poizina daholo

ref:Tonga ve ny apokalipsy
Farany izy ity e!
Tany efitra
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/red-metal/tany-efitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Red Metal
Vangy : 3839
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 05/12/2001 01:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.182