Iza iry ambony iry (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Iza  iry ambony iry  o
  Iza iry  ambony  iry
  Inona  no  ataony  eny
nrqlqi  Inona no ataony  eny
  Hanasoa  ve i e  
  Sa hanalika
  Hanasoa  ve  
  Sa hamonjy  antsika ?

Izahay  ety ambany  reraka  sy  noana
Ialahy ery  ambony  toa  misôsy  fôna
Izahay ety ambany  anie mahantra be
Ialahy ery  ambony  toa  misôsy  be
Vahoaka  anie  leity  jkvf efa tsy mihinan-kanina
Ialahy ery ambony toa mba mody fanina
Vahoaka  anie  leity igknzgd  ripaky ny aretina
Ialahy ery ambony toa tononkira.serasera.org tsy misy pentina

ô iza  iza ô . ô  iza  no  hamonjy  anay ?
ô iza  iza ô. Mba  midina  amin’ izay
ô aiza  aiza ô .Ilay  mâna  nirotsaka  avy  any  ambony
ô aiza  aiza ô  fa tsy andriko  intsony

Iza  iry  ambony  iry  .... sns  sns

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Red Metal
Visites : 3858
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 16/09/2005 14:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349