Iray kilasy (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanojo
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay tononkira.serasera.org lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao ao ydyuuhj an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola utlm misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary hwcplm tsy mahay
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay tononkira.serasera.org lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao ao ydyuuhj an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola utlm misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary hwcplm tsy mahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Red MetalVangy : 13641
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Njo
Daty : 29/11/2001 19:29
