Tiako Ianao (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao Tena tiako be
Fa na mampijaly aza
Mbola tiako ihany

Tiako ianao Tena tiako be
Fa na ratsy fanahy aza
Mbola tiako ihany

fiv : ’Lay eo ambonin’ny fandriana
No itiavako anao ry tiana
Toy ny varatra mipoaka
Eo isika no tena ROCK

Tiako ianao Tena tiako be
Fa na mampifila aza
Izaho no tena mila

Tiako ianao Tena tiako be
Isaorako ny lanitra
Ianao no tena manitra

fiv : ....
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/red-metal/tiako-ianao
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Red Metal
Vangy : 2819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njo
Daty : 29/11/2001 19:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0767