Mpanjana-tany (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanjanatany voky teto lasany ovvcc ireo harena
Noentiny izay zakany, fahantrana no tavela
Nofeheziny ny tany, mijaly be ny mponina
Maro ireo maty mosary, maro ireo maty mijaly
Ie! Ie! Ie! Ie!
Ref:
Izay upcr nijoro nanohitr’azy
Dia novonoiny ka tsy hita faty
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
Mampitera-doza izao, mpanjana-tany vaovao
Tsy vahiny na vazaha fa ireo gasy ngezalahy
Nofeheziny ny tany, mijaly wdiw be ny mponina
Maro ireo maty mosary, maro ireo maty mijaly
Ie! Ie!
Ref:
Izay nijoro nanohitr’azy
Dia novonoiny ka tsy hita faty
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
ASSASSIN!!!!!
tononkira.serasera.org

--------
Lien: