Vavaka (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra izany dia lalovanay ry Tompo Tia
Betsaka ireo fitsapana izahay mila tsy ho zaka
Reraka ny sainay, ny fanahy sy ny tononkira.serasera.org fonay
Vavaka no entinay eo Aminao ry Ray
Mba henoy raha azo atao
Mba valio raha sitrakao
Miangavy Aminao
Mitalaho ka mba hiantrao
Aza afohy amin'izao fotoan-tsarotra izao
"Eny Izaho mahalala ny hevitra heverena
Hitondra fiadanana fa tsy ovkse loza"
Hoy lay Ray be hindra fo "ho anareo zanako"
Manantona ybnr ianao, manantona @zao
Henoko ny vavakao, reko koa ny atakao
Aoka izay ny tahotra, aza mba grjxdalz mihaotra
Zaho tsy ahafohy anao amin'izao
Fotoan-tsarotra izao
A/C: Fitiavana Rbrl
12.12.2017

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RbrlVangy : 869
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:33