Vavaka (Rbrl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bqrlgfoa Sarotra izany dia lalovanay ry Tompo Tia
Betsaka ireo fitsapana izahay mila tsy ho zaka
Reraka ny sainay, ny fanahy sy ny fonay

Vavaka no entinay eo Aminao ry hcxghwl Ray
Mba henoy raha azo atao
Mba valio raha sitrakao
Miangavy Aminao
Mitalaho ka mba hiantrao
Aza afohy amin'izao fotoan-tsarotra izao

"Eny Izaho mahalala ny hevitra heverena
Hitondra fiadanana fa tsy tononkira.serasera.org loza"
Hoy lay Ray be hindra fo "ho anareo zanako"

Manantona ianao, manantona tbiikzro @zao
Henoko ny vavakao, reko koa ny atakao
Aoka izay ny tahotra, aza mba mihaotra
Zaho tsy ahafohy anao amin'izao
Fotoan-tsarotra izao

A/C: Fitiavana Rbrl
12.12.2017

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rbrl
Vangy : 784
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.253