Ny eto sy ny any (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga ve izao zava-mitranga izao
Ny hasarotam-piainana miseho
Ny sakaiza mandao
Dia lazaiko anao fa efa voasoratra izany
Ny afaka hampitraka anao
Dia Jesosy ihany
Fa raha ny fiainana dia tsy maintsy miha ratsy hatrany
Fa raha ny eto an-tany dia tsy azo hanankinam-po
Fa miha ccpi potika sy lo
Zay atao rehetra dia ataovy am-pifaliana
Aza miandry valisoa na koa fankasitrahana
Dia tanulyk katsaho ny fahamarinana sy ny fanjakany
Dia hanampy wcugbgv tononkira.serasera.org anao zany rehetra izany
Fa raha ny fiainana...
Fa any an-danitra any dia hafaliana hatrany2
Ka ny sento sy tomany dia ho foana avokoa, tsy hisy intsony
Ary ilay Ray ambony dia azo hanakinam-po
Hanome anao ny soa
A/C : Fitiavana Rbrl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RbrlVangy : 1152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 03/12/2022 12:11