Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny eto sy ny any (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga ve izao zava-mitranga izao
Ny hasarotam-piainana miseho
Ny sakaiza mandao
Dia lazaiko anao fa efa voasoratra tononkira.serasera.org izany
Ny afaka hampitraka anao
Dia Jesosy ihany
Fa raha ny fiainana dia tsy maintsy miha ratsy hatrany
Fa raha ny eto an-tany dia tsy azo hanankinam-po
Fa miha potika sy lo
Zay atao rehetra dia lvsqp ataovy am-pifaliana
Aza miandry valisoa na koa fankasitrahana
Dia katsaho ny fahamarinana sy ny fanjakany
Dia hanampy anao zany rehetra izany
Fa raha ny fiainana...
Fa mxxq any dfqqq an-danitra any dia hafaliana hatrany2
Ka ny sento sy tomany dia ho foana avokoa, tsy hisy intsony
Ary ilay Ray ambony dia azo hanakinam-po
Hanome anao ny soa
A/C : Fitiavana Rbrl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RbrlHits : 1107
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 03/12/2022 12:11