Ny eto sy ny any (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
duwoy Mahagaga ve izao zava-mitranga izao
Ny hasarotam-piainana miseho
Ny sakaiza mandao
Dia lazaiko esvm anao fa efa voasoratra izany
Ny afaka hampitraka anao
Dia Jesosy ihany
Fa raha ny fiainana dia tsy maintsy miha ratsy hatrany
Fa raha ny eto an-tany bbidlvp dia tsy azo hanankinam-po
Fa miha potika sy lo
Zay atao rehetra dia ataovy am-pifaliana
Aza miandry valisoa na koa fankasitrahana
Dia katsaho ny fahamarinana sy ny fanjakany
Dia hanampy anao zany rehetra izany
Fa raha ny fiainana...
Fa any an-danitra any dia hafaliana hatrany2
Ka ny sento sy tononkira.serasera.org tomany dia ho foana avokoa, tsy hisy intsony
Ary ilay Ray ambony dia azo hanakinam-po
Hanome anao ny soa
A/C : Fitiavana Rbrl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RbrlHits : 1153
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 03/12/2022 12:11