Mankasitraka (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako tokoa ny fitiavanao ahy
Ry Jesosy Tompo soa
Ka misaotra Anao zahay
Isan'andro izao dia havaozinao ho anay
Ny famindramponao sy ny fahasoavanao
Ka amin'izao ysoqsqi fotoana izao
Dia tianay ny hisaotra Anao
Mankasitraka Anao zahay
Fa jakhmpcx lehibe ny jnhfifx fitiavanao anay
Manodidina ahy mora tononkira.serasera.org mivadika
Na ireo havana na koa ny namana
Fa Ianao kosa Ray dia tsy mba miova
Na omaly, na anio, na ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl
Ry Jesosy Tompo soa
Ka misaotra Anao zahay
Isan'andro izao dia havaozinao ho anay
Ny famindramponao sy ny fahasoavanao
Ka amin'izao ysoqsqi fotoana izao
Dia tianay ny hisaotra Anao
Mankasitraka Anao zahay
Fa jakhmpcx lehibe ny jnhfifx fitiavanao anay
Manodidina ahy mora tononkira.serasera.org mivadika
Na ireo havana na koa ny namana
Fa Ianao kosa Ray dia tsy mba miova
Na omaly, na anio, na ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RbrlVangy : 762
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 18:03
