Mankasitraka (Rbrl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako tokoa ny fitiavanao ahy
Ry Jesosy Tompo soa
Ka misaotra Anao zahay
Isan'andro izao dia havaozinao ho anay
Ny famindramponao sy ny fahasoavanao

Ka amin'izao iceahsl gqkg fotoana izao
Dia tianay ny hisaotra Anao
Mankasitraka Anao zahay
Fa tononkira.serasera.org lehibe ny fitiavanao anay

Manodidina ahy mora mivadika
Na ireo havana na koa ny namana
Fa Ianao kosa Ray dia gpqocss tsy mba miova
Na omaly, na anio, na ho mandrakizay

A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rbrl
Visites : 763
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 18:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0276