Mankasitraka (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako tokoa ny fitiavanao ahy
Ry Jesosy Tompo soa
Ka misaotra Anao zahay
Isan'andro izao dia havaozinao ho anay
Ny famindramponao sy ny nidghh fahasoavanao
Ka amin'izao fotoana izao
Dia tianay ny hisaotra Anao
Mankasitraka Anao zahay
Fa lehibe tononkira.serasera.org ny fitiavanao anay
Manodidina ahy mora mivadika
Na ireo havana na koa ny namana
Fa Ianao kosa Ray dia tsy mba hjncd miova
Na omaly, dbryn na anio, na ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RbrlHits : 811
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 18:03