VOLA (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola re ny vola no nhlb irin-tsy maha-tola
Vola no lalaina ankafizin’ olo-miaina
Tanora tena saykdd soa, ireo ray tononkira.serasera.org sy reny koa
Raha tojo anaram-bola dia tsy mamolavola

Ny hatsarahan-tarehy ataony indray mamely
Ny toe-panahy kanto ataony indray voaranto
Fa gwfk rano feno mamba ataony am-pita jamba
Ka eny no midola ambony hono ravola

Vola o , vola, vola ihany
No mbola himatesana eto an-tany
Vola o , vola, vola koa
Ho an’ ny ratsy sy ny soa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114