Razilinah

Hampiditra sary Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
20/03/2003 16:57
Hiran'i Razilinah 10 Jereo eto
Vangy : 5478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Razilinah no fanoratana ny anarany fa tsy Razilina.
Mpiasan'ny lalam-by fahizany izy. Zavatra telo no tena tiany, dia ny hira, ny gitara, ary ny toaka. Maty tsy nanan-taranaka izy, satria izay tiany dia tsy mankasitraka ny ho ampirafesiny amin'iretsy zavatra telo iretsy. Sangany izy amin'ny fitendrena gitara gasy. Isaorana ireo tanora mihezaka mamelona indray ny hirany, saingy angatahina mba hikaroka misimisy kokoa vao mivarotra, satria toa mbola mila fanatsarana batsaka izy ireny.

Hevitra momba an'i Razilinah

(20/03/2003 21:57)

Hiran'i Razilinah (10)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0694