IANAO IRERY IHANY (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no efa nekeko, ka sanatria raha mba hoseko
Ianao no notolorako fitia, ny miova hatao sanatria
Be ny pika, fa ny lisy ary xrygdg mbola ho samirery
Be ny kanto tononkira.serasera.org nefa indrisy, ianao ihany no nahatery
Dia babo teo dzoqivlk ny foko, nandefa nofy hafahafa
’Njay fa ny vetsoko nisoko, neqxk ianao ihany re no hafa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RazilinahVangy : 4583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 26/11/2003 14:33