NY ZANAKO (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny zanako mantsy ka zanako
Izy no hany fananako
Izy umjvbgt no tompon’ny aiko
Mpandidy sy wpojh tena mpibaiko
Ninomako rano tononkira.serasera.org tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Ka tsy nilako mpijery
Ny zavatra vitan’ ny tanako
Dia nataoko mba ho an’ny zanako
Ka na stdmnvm inona loza hiantra
Ny zanako tsy mba hahantra
Aina avy amin’ ny aina
Ka tsy afoiko hiferinaina
Izy no hany fananako
Izy umjvbgt no tompon’ny aiko
Mpandidy sy wpojh tena mpibaiko
Ninomako rano tononkira.serasera.org tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Ka tsy nilako mpijery
Ny zavatra vitan’ ny tanako
Dia nataoko mba ho an’ny zanako
Ka na stdmnvm inona loza hiantra
Ny zanako tsy mba hahantra
Aina avy amin’ ny aina
Ka tsy afoiko hiferinaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RazilinahVangy : 6384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 28/11/2003 01:52
