MAROVOAY (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorona ho aiza ianareo no mikopaka avo fanidina
Mivilia mba ho hafarako kely
Raha ho any avaratra andrefana ihany
Fa any toerana misy akany nitaiza namindra
Ka tena tsy foiko fa mamiko indrindra
Ny foko dia tononkira.serasera.org tsy azoko afindra
Toerana maloka an-dohasaha
Tsy wuhhue vitsy fa maro ireo te-hizaha
Maintso mavana ireo alam-bary
Ka sanatria ikczfib izay faty mosary
Hafana pddxflb mamaivay
Fa maha-tamana anay
Tianay ny tananay
Maminay ilay Maroavoay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Razilinah
Vangy : 3938
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 26/11/2003 14:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0866