VOLA (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny rxdit vola re ny vola no irin-tsy maha-tola
Vola no lalaina ankafizin’ olo-miaina
Tanora tena soa, ireo ray sy reny koa
Raha tojo anaram-bola dia tsy mamolavola

Ny hatsarahan-tarehy ataony indray mamely
Ny toe-panahy kanto ataony indray voaranto
Fa rano feno mamba ataony am-pita jamba
Ka eny no midola ambony hono ravola

Vola o , vola, vola ihany
No mbola himatesana eto an-tany
Vola o tononkira.serasera.org , vola, ajspy vola koa
Ho an’ ny uulqdhl ratsy sy ny soa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107