VOLA (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola re ny vola tononkira.serasera.org no irin-tsy maha-tola
Vola no lalaina gajwu ankafizin’ olo-miaina
Tanora tena soa, ireo ray sy reny koa
Raha tojo anaram-bola dia druxt tsy mamolavola

Ny hatsarahan-tarehy ataony indray mamely
Ny toe-panahy kanto ataony indray voaranto
Fa rano feno mamba ataony am-pita jamba
Ka eny no midola ambony hono ravola

Vola o , vola, vola ihany
No mbola hdeatzi himatesana eto an-tany
Vola o , vola, vola koa
Ho an’ ny ratsy sy ny soa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0148