RAZERY (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahoana hoy aho Razery ilay valin-taratasy
Izay nalefako ho anao, fa mba ilaiko valin-teny
Ny foko izay nifidy, sady efa voakilasy
Te hanambatra fitiavana, amin’ ny fonao raha toa ka ekeny
Fa raha tononkira.serasera.org koedrexx fitia teritery, dia indro mankarary
Ndrao dia halaky tonta, ho tonga zezika fanary
Fa goxbwi ianao no mihevera, sy manaova teny miera
Izaho anie ka tsy mba vera, ka ho vaky raha azera
Razery ! Razery ! sbcjnmaz aza anaovanao fangalam-piery
Razery ! Razery ! jereo ’ty foko manirery
Razery ! mba tombatombano
Tombatombano kely ô Razery ity mason-jorery.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RazilinahVangy : 4408
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 27/11/2003 08:01