AZA OMENA TSINY (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza omena tsiny  fa vahiny
Aza arahin-tody fa tsikirity momba fody
Tena adala tsy mba nahalala
Aza omena tsiny onwaig fa resy izaho ankehitriny

Raha nampoiziko fa oovnvlp nisy fandrika ny lalako
Dia naleoko fnpec niova toera-nodiaviko
Raha mba tsinjoko fa nisy tononkira.serasera.org fintana eo alohako
Dia naleoko lalan-kafa no nizorako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Razilinah
Vangy : 4945
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 28/11/2003 01:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308