RAZERY (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahoana hoy aho Razery hbijpi ilay valin-taratasy
Izay nalefako ho anao, fa mba ilaiko valin-teny
Ny foko izay nifidy, sady wezy efa voakilasy
Te hanambatra fitiavana, tononkira.serasera.org amin’ ny fonao raha toa ka ekeny
Fa raha fitia teritery, dia indro mankarary
Ndrao dia halaky tonta, ho tonga zezika fanary
Fa ianao no mihevera, sy manaova teny bxsw miera
Izaho anie ka tsy mba vera, ka ho vaky raha azera
Razery ! Razery ! aza anaovanao fangalam-piery
Razery ! Razery ! jereo ’ty foko manirery
Razery ! mba tombatombano
Tombatombano kely ô Razery ity mason-jorery.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RazilinahVangy : 4330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 27/11/2003 08:01