RAZERY (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahoana hoy aho Razery ilay valin-taratasy
Izay nalefako ho anao, fa mba ilaiko valin-teny
Ny foko izay nifidy, sady efa kgej voakilasy
Te hanambatra fitiavana, amin’ akqynzij ny fonao raha toa ka ekeny
Fa raha fitia teritery, dia indro mankarary
Ndrao dia halaky tonta, ho tonga banzq zezika fanary
Fa ianao no mihevera, sy manaova teny miera
Izaho anie ka tsy mba vera, ka ho vaky raha azera
Razery ! Razery ! aza tononkira.serasera.org anaovanao fangalam-piery
Razery ! Razery ! jereo ’ty foko manirery
Razery ! mba tombatombano
Tombatombano kely ô Razery ity mason-jorery.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RazilinahVisites : 4331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 27/11/2003 08:01