RAZERY (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahoana hoy tononkira.serasera.org aho Razery ilay valin-taratasy
Izay nalefako ho anao, fa mba ilaiko valin-teny
Ny foko izay nifidy, sady efa voakilasy
Te hanambatra fitiavana, amin’ ny fonao raha toa gacy ka ekeny
Fa raha fitia teritery, dia indro mankarary
Ndrao dia halaky tonta, ho tonga zezika fanary
Fa ianao no mihevera, sy manaova teny miera
Izaho anie ka tsy vnimzc mba vera, ka ho rvwereo vaky raha azera
Razery ! Razery ! aza anaovanao fangalam-piery
Razery ! Razery ! jereo ’ty foko manirery
Razery ! mba tombatombano
Tombatombano kely ô Razery ity mason-jorery.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RazilinahHits : 4271
Likes : 0 Like
Created by : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 27/11/2003 08:01