VOLA (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola re ny vola no irin-tsy maha-tola
Vola no lalaina ankafizin’ olo-miaina
Tanora tena soa, ireo ray sy tononkira.serasera.org reny koa
Raha tojo anaram-bola dia tsy mamolavola

Ny bkvctlfk hatsarahan-tarehy ataony indray mamely
Ny toe-panahy kanto ataony vccg indray voaranto
Fa rano feno mamba ataony am-pita jamba
Ka eny no midola ambony hono ravola

Vola o , vola, gsixba vola ihany
No mbola himatesana eto an-tany
Vola o , vola, vola koa
Ho an’ ny ratsy sy ny soa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117