Soa Mahagaga - Amazing grace (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa mahagaga
1.Soa mamy sy mahagaga ny namonjenao ahy
Very taloha, hita tononkira.serasera.org indray. rfjzh Jamba nahiratra
2.Fo matahotra dia tony no fahasoavana
Nanjelatra tato amiko raha vao mino aho
3.Toky sy ayckf fanantenana ny tenin’ny Tompo
Anjarako, ampingako raha mbola velona
4.Sedra njugzk sy loza maro be no nandalovana
Famindram-po no nampody ahy ho ao an-tranon-dRay
5.Raha vao mino isika mamirapiratra
Ny fitia hidera ny Ray mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 2370
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 21/01/2015 08:53