Soa Mahagaga - Amazing grace (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
       Soa mahagaga
1.Soa mamy sy mahagaga ny namonjenao ahy
Very taloha, hita indray. Jamba nahiratra

2.Fo dwyt matahotra dia tony no fahasoavana
Nanjelatra tato amiko raha vao mino aho

3.Toky sy fanantenana ny tenin’ny Tompo
Anjarako, ampingako raha mbola velona

4.Sedra sy loza maro be no nandalovana
Famindram-po no nampody ahy ho zpvijpg ao tononkira.serasera.org an-tranon-dRay

5.Raha vao mino isika mamirapiratra
Ny vlwg fitia hidera ny Ray mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0273