Soa Mahagaga - Amazing grace (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa mahagaga
1.Soa zycb mamy sy mahagaga ny namonjenao ahy
Very taloha, hita indray. Jamba nahiratra
2.Fo matahotra dia tony rmsngs tononkira.serasera.org no fahasoavana
Nanjelatra tato amiko raha vao mino aho
3.Toky sy fanantenana ny tenin’ny Tompo
Anjarako, ampingako raha mbola velona
4.Sedra ksknyn sy loza maro be no nandalovana
Famindram-po no nampody ahy ho ao an-tranon-dRay
5.Raha vao mino isika mamirapiratra
Ny fitia hidera ny Ray mandrakizay doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 2216
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 21/01/2015 08:53