Ny vava (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandremo ny vavanao fa afo mandoro ufmpsc ny tenanao
Mamono mahafaty harehitry ny elo izy ao
Ny vava izay hitenenana
Ny vava izay hiresahana
No indro fifosanao hanaratsiana namana
Ny vava izay hivavahana
Ny vava izay hihinanana
No hoentinao manimba saina fo fanahinao
Réf : fa tononkira.serasera.org raha ny vavanao no hitondra eloka ho anao dia tsara ho anao ny tsy manana azy
Toy izay hanam-bava hiresahana qtoww ianao kanefa ianao very any anaty elo
Tandremo ny vavanao fa afo mandoro ny vrhox tenanao mamono mahafaty harehitry ny elo izy ao
Ny vavanao anie
Tsy ho an'ny setroka e
Na ireo zava-poana mahadomelina anao
Tsarovy fa tempoly tsy anjaran'ny devoly ny tenanao ka aoka tsy ho simbanao
Réf
Tandremo ny vavanao ×4

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 932
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 22/02/2023 11:07