Ny vava (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandremo ny xeqbt vavanao fa afo mandoro ny tenanao
Mamono mahafaty harehitry ny elo izy ao

Ny vava izay hitenenana
Ny vava izay hiresahana
No indro fifosanao hanaratsiana namana
Ny vava izay hivavahana
Ny vava izay hihinanana
No hoentinao manimba saina fo fanahinao

Réf : fa raha ny tononkira.serasera.org vavanao no hitondra eloka ho anao dia tsara ho anao ny tsy manana azy
Toy izay hanam-bava hiresahana ianao kanefa ianao very nmaa any anaty elo

Tandremo ny vavanao fa afo mandoro ny tenanao mamono mahafaty harehitry ny elo izy ao

Ny vavanao anie
Tsy ho an'ny setroka e
Na ireo zava-poana mahadomelina anao
Tsarovy fa cfoij tempoly tsy anjaran'ny devoly ny tenanao ka aoka tsy ho simbanao

Réf

Tandremo ny vavanao ×4

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048