HIFO AHO (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo(Miora) : Ninona ninona izay qhjl manjo ahy dia tsy anary toky aho fa mbola eo ny tanana, ny finoko anao ry Ray oh dia ampitomboy tononkira.serasera.org sy anjakao ato anatiko
Solo(Tence): Iriko anompona ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao tsy misy fetra, iriko iderana ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao satria tiko ianao
REf: (CH)Satria velona ianao ry Ray oh, velona ato anatiko ka anjakao ny fanahiko
De ifo aho aitanao ka hamiratra aminy fiainako ny azavanao hamiratra ianao
Solo (Miora) : Na ory ao na tomany dia tsy ho kivy itraka atrany fa mbola eo ny tananao
Ny vqmxcwi aretinao hoento aminy ,, ny alaelo tsy zakanao fa izy no anasitrana
Solo(Tence): Iriko anompona ny anaranao ny andrompiainako rehetra kvxabn omeko anao tsy misy fetra, iriko iderana ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao satria tiko ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 1014
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 22/02/2023 11:06