HIFO AHO (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo(Miora) : Ninona ninona izay manjo ahy dia tsy anary qkaef toky aho fa mbola eo ny tanana, ny finoko uitifpep anao ry Ray oh dia ampitomboy sy anjakao ato tononkira.serasera.org anatiko

Solo(Tence): Iriko anompona ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao tsy misy fetra, iriko iderana ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao satria tiko ianao

REf: (CH)Satria velona ianao ry Ray oh, velona ato anatiko ka anjakao ny fanahiko
De ifo aho aitanao ka hamiratra aminy fiainako ny azavanao hamiratra ianao

Solo (Miora) : Na ory ao na tomany dia tsy ho kivy itraka atrany fa mbola eo ny tananao
Ny aretinao hoento aminy ,, ny alaelo tsy zakanao lskpss fa izy no anasitrana

Solo(Tence): Iriko anompona ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao tsy misy fetra, iriko iderana ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao satria tiko ianao

REf: (CH)Satria velona ianao ry Ray oh, velona ato anatiko ka anjakao ny fanahiko
De ifo aho aitanao ka hamiratra aminy fiainako ny azavanao hamiratra ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2076