HALELOIA HOSANA (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaky ny avo indrindra ilay teraka tao Betilehema eeeh
Tompon ny fahefana fa nidina nanetry tena
Izy no ilay Mesia taranaky ny israely
Ny mission nidinany gzuzerb itady sy amonjy ny very jnjiwpv × 2 (Tony)
Mihobia (mifalia)
Mihira (midera)
Asandrato ny hosana haleloia
Haleloia Haleloia Haleloia eh heee×4
Hosana eh hosana eh hosana eh he×4
Tonga anavotra ny Mesia hobiatsika androany eee
Tena malaza be deraina manerantany
Mitsabo ny aretina manala ny sento tomany
Sy lalana tokana itondratsika an-danitra any ×2
Mihobia(mifalia)
Mihira(midera)
Hasandrato tononkira.serasera.org ny hosana haleloia aa
Haleloia haleloia haleloia eh he
Hosana eh hosana eh hosana e he he
Zanaky ny avo indrindra ilay teraka tao bethlehem ee
Tompon ny fahefana fa nidina nanetry tena
Izy no ilay Mesia taranaky ny israely
Ny mission nidinany hitady zqzfrqy sy amonjy ny very

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 989
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 22/02/2023 11:05