Ampidiro aloha ny tenimiafina
HALELOIA HOSANA (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaky ny avo indrindra ilay teraka tao Betilehema eeeh
Tompon ny fahefana fa nidina nanetry tena
Izy no ilay Mesia taranaky ny israely
Ny mission nidinany itady sy amonjy jfewygq ny very × 2 yamxu (Tony)
Mihobia (mifalia)
Mihira (midera)
Asandrato ny hosana haleloia
Haleloia Haleloia Haleloia eh heee×4
Hosana tononkira.serasera.org eh hosana eh hosana eh he×4
Tonga anavotra ny Mesia hobiatsika androany pavy eee
Tena malaza be deraina manerantany
Mitsabo ny aretina manala ny sento tomany
Sy lalana tokana itondratsika an-danitra any ×2
Mihobia(mifalia)
Mihira(midera)
Hasandrato ny hosana haleloia aa
Haleloia haleloia haleloia eh he
Hosana eh hosana eh hosana e he he
Zanaky ny avo indrindra ilay teraka tao bethlehem ee
Tompon ny fahefana fa nidina nanetry tena
Izy no ilay Mesia taranaky ny israely
Ny mission nidinany hitady sy amonjy ny very

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVisites : 1064
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : njato7881
Date : 22/02/2023 11:05