VOADY (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Raha te hamonjy ny fanahy
Hanam-piaina-tsambatra ianao
Ho taranaka voafidy sahy
Dia hijoro mendrika ny ray
Refrain : eskhda
Dia manaiky ny voady
Madomelina ho fongotra
Ny rongony sy paraky
Tsy ho tafiditra ao an-dapanao
2) Tsy hamongotra ihany anefa
Fa hifady tsy hanandrana
Ka hanoa rmdpn tononkira.serasera.org 'lay teny fanekena
Sao ho zeup very ao am-pasana
Hanam-piaina-tsambatra ianao
Ho taranaka voafidy sahy
Dia hijoro mendrika ny ray
Refrain : eskhda
Dia manaiky ny voady
Madomelina ho fongotra
Ny rongony sy paraky
Tsy ho tafiditra ao an-dapanao
2) Tsy hamongotra ihany anefa
Fa hifady tsy hanandrana
Ka hanoa rmdpn tononkira.serasera.org 'lay teny fanekena
Sao ho zeup very ao am-pasana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 558
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 28/05/2024 07:11
