VOADY (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Raha te hamonjy ny fanahy
Hanam-piaina-tsambatra ianao
Ho taranaka voafidy sahy
Dia hijoro mendrika ny ray

Refrain :
Dia manaiky ny voady
Madomelina kmyksknf ho fongotra
Ny rongony sy paraky
Tsy ho tafiditra ao an-dapanao

2) Tsy hamongotra ihany anefa
Fa tononkira.serasera.org cmddo hifady tsy hanandrana
Ka hanoa 'lay teny fanekena
Sao fldxcxqm ho very ao am-pasana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031