Tapa-kevitra (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tapa-kevitra rosi aho Jesoa Malala ô
Fa hiala vpnqd amin'ny otako
'zay nataoko tononkira.serasera.org tsisy miafina Aminao
Fantatrao ny fahalemeko
Ref :
Ny angatahiko aminao izao
Dia ny hamelanao ny heloka izay natao
Haidino ny Fanahinao
Fa hanenenako 'zay vitako
2 - 'reo sakaizako sy namako taloha
Manana ny halemeny mrup koa
Mba hiriko izy ireo hiova fo
Ka ho tapa-kevitra avokoa
Ref x 2
Fa hiala vpnqd amin'ny otako
'zay nataoko tononkira.serasera.org tsisy miafina Aminao
Fantatrao ny fahalemeko
Ref :
Ny angatahiko aminao izao
Dia ny hamelanao ny heloka izay natao
Haidino ny Fanahinao
Fa hanenenako 'zay vitako
2 - 'reo sakaizako sy namako taloha
Manana ny halemeny mrup koa
Mba hiriko izy ireo hiova fo
Ka ho tapa-kevitra avokoa
Ref x 2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVisites : 1054
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : IlayOndry
Date : 27/04/2024 15:13
